Entry fihirifana (hirika)
Part of speech noun
Malagasy definition Faritra amin' ny ilan' ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sofina ary ny takolaka
Mitovy hevitra: heringerina [Rajemisa 1985]
English definition The temples or the back of the ear [Richardson 1885]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2012/11/19