Entry fihinina (fihina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tazonina mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara ao anaty tanana ilay vola nomeko azy
Tazonina mafy amin' ny tanana roa ampifandraisina tsara mba tsy hahafahan' ilay tazonina mikofoka: Raha vao tonga ny zanany dia nofihinin-dreniny tao an-tratrany
Mitovy hevitra: giazana [1.1]
Explanations in English To be grasped, to be pressed, to be squeezed. [1.2]
 To be grasped, to be held tight [1.7]
Explanations in French Qu'on tient, qu'on retient [1.8]
Morphology 
Present : fihinina, fihiniko, fihininao, fihininy, fihinintsika, fihininay, fihininareo, fihinin', fihinin-, fihinim-, fihini-
Past : nofihinina, nofihiniko, nofihininao, nofihininy, nofihinintsika, nofihininay, nofihininareo, nofihinin', nofihinin-, nofihinim-, nofihini-
Future : hofihinina, hofihiniko, hofihininao, hofihininy, hofihinintsika, hofihininay, hofihininareo, hofihinin', hofihinin-, hofihinim-, hofihini-
Imperative : fihino
Proverbs 

Updated on 2023/01/20