Entry fihimokimoka (himokimoka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mihimokimoka, na manakombona ny vava mba tsy hihomehy, nefa fantatra ihany fa te hihomehy [1.1]

Updated on 2023/01/05