Entry fihetsehana (hetsika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy [1.1]
Explanations in French Mouvement, geste [1.13]
Examples Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470]
Morphology 
Simple : fihetsehana, fihetsehako, fihetsehanao, fihetsehany, fihetsehantsika, fihetsehanay, fihetsehanareo, fihetsehan', fihetsehan-, fihetseham-, fihetseha-
Prefixed : -pihetsehana, -pihetsehako, -pihetsehanao, -pihetsehany, -pihetsehantsika, -pihetsehanay, -pihetsehanareo, -pihetsehan', -pihetsehan-, -pihetseham-, -pihetseha-

Updated on 2023/01/20