Entry | 1 fihetsehan > fihetsehana |
Root | 2 hetsika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo 5 Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona 6 Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy [1.1] |
Explanations in French |
7 mouvement, geste [1.13] |
Examples |
8 Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470] |
Morphology |
|