Entry fiheninkenenana (heninkenina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny [1.1]

Updated on 2023/01/05