Entry | 1 fiheninkenenana |
Root | 2 heninkenina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny |
Updated on 2024/12/11 |