Entry fihenana (hena)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena?
Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ
Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka
Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ [1.1]
Explanations in French Chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse [1.13]
Examples Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27]

Anagrams 

Updated on 2022/03/20