Entry fihazonana (hazona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy [1.1]
Explanations in French Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir [1.3]
 Patère, ancrage [1.13]
Examples 
1Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy. [2.298]
2Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/09