Entry fihatsaka (hatsaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] antsikely famoran-jaza [Rakotosaona 1972]
English definition a knife for cutting edges. See fiharatra, hareza. [Richardson 1885]
French definition  [Tankarana] couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy). [David 1952 (takila F)]
Compound words, titles, names 

Entry fihatsaka (hatsaka)
Part of speech adjective
Malagasy definition Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka [Rajemisa 1985]

2017/03/10