Entry fihary (hary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony [1.1]
 Taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana [1.13]
Explanations in French Glande [1.13]
Examples Fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona. [2.424]
Vocabulary 
Compound words 
Proverbs 

Entry fihary (hary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mihary, mitady [1.1]

Entry fihary (hary)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary [1.1]

Entry fihary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] ompiana, fiompy [1.78]

Entry fihary (hary)
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] For omby, an ox, lit. wealth. [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/09/30