Entry fiharoana (haro)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikambanana, firaisana amin' ny...: Mampahalala zavatra betsaka ny ankizy ny fiharoany amin' ny ankizy maro toa azy [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20