Entry fihaona (haona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba fifanenana [1.1]
Explanations in French Manière de se rencontrer [1.3]
 Rencontre, jonction [1.5]
Examples Tsy nampoizin' i Davida ny ho naterak' ilay fihaona tamin' i Laibory sy ny ray aman-dreny avy tany Imady, tany Ambohimanga Atsimo, tamin' ny nahafatesan' ny Printsesy Iovana. [2.270]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11