|
|
|
|

Entry1  fihantsika
Root  2  hantsika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha [1.1]

Updated on 2023/01/05