Entry fihantsika (hantsika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha [1.1]

Updated on 2023/01/05