Entry | fihanjahanjana (hanjahanja) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tsy fitondrana lamba na akanjo handrakofana ny vatana; fiboridanana, fihanjahana Fitondrana akanjo vitsy foana na manify: Tsy mangatsiaka ve ianao amin' izao fihanjahanjanao izao? [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |