|
|
|
|

Entry1  fihaingoana
Root  2  haingo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena
5  Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra [1.1]
Explanations in French  6  L’action de se parer, ornement [1.3#206]
Examples  7  Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany. [1.437#]
8  Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. [2.69#]

Updated on 2023/01/09