Entry | 1 figogogogoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitomaniana arahina toloko na feo mafy |
Explanations in French |
4 [1.3#199] les lamentations la violence du torrent |
Examples |
5 [2.996#] Eny ambony tafon-trano rehetra sy eny amin' ny kianja ao Moaba, tsy misy afa-tsy figogogogoana fotsiny; |
Root | 6 gogogogo |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |