|
|
|
|

Entry1  fifohazana
Root  2  foha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana
Explanations in English  5  [1.7] awakening; revival
Explanations in French  6  [1.8] réveil ; action de se lever
Examples  7  [2.470#58] Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany.
8  [2.59#172] Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany.

Anagrams  9  fahafoizan, fifohazana, hofafazany

Updated on 2025/01/21