Entry | fifohana (foka) | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky ¶ Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara ¶ Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [Rajemisa 1985] | |
French translation | absorption [SLP 1986] | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |