Entry fifindrana (findra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano
Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa [1.1]
Explanations in English The act of moving; a change of residence [1.7]
Explanations in French Action de changer de domicile [1.8]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/15