|
|
|
|

Entry1  fifidianana
Root  2 fidy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1]
Explanations in English  5 the act of choosing
6 an election [1.7]
Explanations in French  7 action de choisir
8 élection [1.3, 1.8]
Examples  9  Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472]
10  Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. [2.356]
Vocabulary  11  Politique

Updated on 2025/11/17