| Entry | 1 fifangaroana |
| Root | 2 haro |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 Tsy ny fifangaroan' ireo akory no maninona, fa ny fifandro-ritany no mahatahotra raha misy.
[2.285#111]
5 Ny mateti-piseho dia fifangaroana olona samihafa fiaviana no mandrafitra fiaraha-monina iray. [2.445#11] 6 Tsara marihina fa io rafitra misy fifangaroana io dia efa noeritreretina fony nanangana ny CES tany am-boalohany. [4.27] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|