Entry fifaneraserana (serasera)
Part of speech noun
Morphology 
fifaneraserana
fifaneraserako
fifaneraseranao
fifaneraserany
fifaneraserantsika
fifaneraseranay
fifaneraseranareo
fifaneraseran'
fifaneraseran-
fifaneraseram-
fifanerasera-
-pifaneraserana
-pifaneraserako
-pifaneraseranao
-pifaneraserany
-pifaneraserantsika
-pifaneraseranay
-pifaneraseranareo
-pifaneraseran'
-pifaneraseran-
-pifaneraseram-
-pifanerasera-
Examples 
1Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 170]
2Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [Ravelomanana: Lalana, page 47]
3Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [Razoharinoro: Soratra, page 9]

2017/04/22