Entry fifaneraserana (serasera)
Part of speech noun
Examples 
1Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy. [2.470]
2Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356]
3Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366]
Morphology 
Simple : fifaneraserana, fifaneraserako, fifaneraseranao, fifaneraserany, fifaneraserantsika, fifaneraseranay, fifaneraseranareo, fifaneraseran', fifaneraseran-, fifaneraseram-, fifanerasera-
Prefixed : -pifaneraserana, -pifaneraserako, -pifaneraseranao, -pifaneraserany, -pifaneraserantsika, -pifaneraseranay, -pifaneraseranareo, -pifaneraseran', -pifaneraseran-, -pifaneraseram-, -pifanerasera-

Updated on 2023/01/20