Entry fifanakalozana (takalo)
Part of speech noun
French definition échange, transaction [SLP 1986]
Examples 
1Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. [FOFAFIPE: Haivola, page 85]
2Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [Andraina: Mitaraina, page 21]

2017/04/06