Entry | 1 fifaliana |
Root | 2 faly |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Emotions |
Explanations in Malagasy |
5 Firavoana: Androm-pifaliana 6 Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko 7 Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1] |
Explanations in English |
8 happiness, rejoicing [1.7] |
Explanations in French |
9 action de se réjouir; le plaisir [1.8] |
Examples |
10 Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356#] 11 ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#] 12 Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#] |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word fifaliana |
Article |
14 Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/01/20 |