| Entry | 1 fifaliana |
| Root | 2 faly |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Firavoana: Androm-pifaliana
5 Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko 6 Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1] |
| Explanations in English |
7 happiness, rejoicing
[1.7] |
| Explanations in French |
8 action de se réjouir; le plaisir
[1.8] |
| Examples |
9 Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany.
[2.356#]
10 ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#] 11 Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#] |
| Vocabulary | 12 Emotions |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Article | 14 Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/02 |
|