Entry fifadiana (fady)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [Rajemisa 1985]
English definition   abstention [Hallanger 1973]
French definition   L'abstinence, le jeune, la mortification, le temps [Abinal 1888]
   abstention de certains mets, certains actes tabous [Hallanger 1974]
Articles  

Updated on 2017/06/29