Entry fierotra (erotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana [1.1]
Explanations in French Manière de ronfler [1.3]
Examples Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany. [2.4]

Anagrams 

Updated on 2023/01/08