Entry fiedikedika (edikedika)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny olona miedikedika, izany hoe mihetsiketsika te-hampiseho tena ho zavatra, indrindra raha somary dokafana kely [Rajemisa 1985]
French definition Manière de se pavaner [Abinal 1888]

Updated on 2013/10/06