Entry fidanihana (danika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidanihan' ny hainandro [1.1]
Explanations in French L'action de se chauffer [1.3]
Morphology 
Simple : fidanihana, fidanihako, fidanihanao, fidanihany, fidanihantsika, fidanihanay, fidanihanareo, fidanihan', fidanihan-, fidaniham-, fidaniha-
Prefixed : -pidanihana, -pidanihako, -pidanihanao, -pidanihany, -pidanihantsika, -pidanihanay, -pidanihanareo, -pidanihan', -pidanihan-, -pidaniham-, -pidaniha-
Synonyms fidanika

Anagrams 

Updated on 2023/01/20