Entry fidanadanana (danadana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka
Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra [1.1]
Explanations in French L'état de ce qui est ouvert [1.3]

Updated on 2023/01/05