Entry | fibiriohana (birioka) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fivilianana any amin' izay tsy izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibiriohan' ny fiara any an-kady Fandosirana, filefana [1.1] | |
Updated on 2023/01/05 |