Entry fibedibedena (bedibedy (bedy))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fimenomenonana miverimberina
Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1]
Explanations in French L'action de parler ou gronder à tort et à travers [1.3]
Examples Fa halaviro ny fibedibedena foana; [2.996]
Synonyms fibedibedesana

Updated on 2023/01/20