|
|
|
|

Entry1  fiarabe
Root  2  fiara, be
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.5] autobus
Examples  5  Tadidiko teo ilay fiarabe fitaterana hitako halina. [2.4]
6  Mitatitra ranontany amin' ny fiarabe ny mpanam-bola. [2.445]
7  Ary tao no nandray ny fiarabe "Tasso» nampitohy ny renivohitra tamin' i Mahajanga. [2.356]
Vocabulary  8  Transportation
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Synonyms  11  fiaram-bahoaka

Updated on 2020/07/31