Entry fiantsorohana (soroka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandraisana ho adidy, fiandraiketana [1.1]
Examples 
1Rahefa mivady anefa isika, misy anjara-toeran' ny lehilahy ao amin' ny tokan-trano, anjara-toerana izay ilàna fahasahiana, finiavana, fiantsorohana andraikitra : tokony hananan' i Dera izany. [2.4]
2Araka izany, dia nisy mpiasan' ny sampan-draharaha misahana ny fitahirizana ny volam-panjakana, antsoina hoe Gariste Daméogénie, naka vola tao amin' ny Ministeran' ny Fitantam-bola mitentina miliara am-polony maromaro, avy amin' ny tahiry atokana ho fiantsorohana ny fitsaboana ny mpiasam-bahoaka marary. [4.27]

Updated on 2023/01/20