Entry fianianana (aniana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Filazana am-pahibemaso fa hilaza ny marina, hanao izao na tsy hanao izao [1.1]
Explanations in English An oath of affirmation (not a curse) [1.7]
Explanations in French Serment [1.8]
Examples 
1Manam-pikasana ny hitana ireny fianianana ireny ve ianao, Rivo? [2.529]
2Nahoana no am-bava fotsiny dia ampy ny fltsipika sy ny fianianana? [2.285]
Article 

Updated on 2023/01/20