Entry fiandrianana (andriana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetra maha-andriana; voninahitra, fahamboniana, fiamboniana: Tandrovy lalandava ny fiandriananao [Rajemisa 1985]
Explanations in English royalty, kingship, sovereignty. [Richardson 1885]
 the dignity of royalty kingship, sovereignty [Hallanger 1973]
Explanations in French gloire et honneur du roi ou de la reine; souveraineté [Hallanger 1974]
Examples 
1Nivoaka amy ny fiandrianana toy ny teo hiany Ranavalona III. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
2Voatolotra ho azy ny seza fiandrianana sy ny lapa soan' i Farao. [White: Patriarka]

Updated on 2021/07/22