Entry | fiandraiketana (raikitra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fandraisana ho adidy, fiadidiana, fiantohana: Anao ny fiandraiketana ny sakafon' ny mpitsangantsangana [1.1] | |
Explanations in English | Responsibility for something [1.7] | |
Explanations in French | Responsabilité, administration [1.8] | |
Updated on 2023/04/08 |