|
|
|
|

Entry (1/2)1  Fianarantsoa
Elementary words  2  fianarana, soa
Part of speech  3  name (toponym)
Examples  4  Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472]
5  izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48]
6  Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499]
Vocabulary  7  Geography: towns
Tables and plates  8  Full list
Illustrations 
9  10  11 
12  13  14 
15  16 

Entry (2/2)17  Fianarantsoa
Part of speech  18  name (toponym)
Explanations in Malagasy  19  iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1]
Vocabulary  20  Politique
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  27  Full list
28  The six provinces
Illustrations 
29  30 

Anagrams  31  Fianarantsoa, trano fiasana

Updated on 2024/10/30