Entry fianahana (anaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fifankahazoan' ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany [Rajemisa 1985]
English definition parent(s) with child(ren); [Hallanger 1973]
French definition parents avec son (leurs) enfant(s); [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2009/10/18