Entry fialofana (aloka)
Part of speech   noun
English definition   shelter, refuge [Hallanger 1973]
French definition   abri, refuge, retraite [Hallanger 1974]
French definition   retraite [Rakotonaivo 1993]
Examples  
1Angamba fialofana no tokony hilazako azy. [FOFAFIPE: Haivola, page 10]
2Finoana sa fialofana no tadiavinareo, ry havana? [Profita: Ranary, page 88]
3Raha mbola kely mila fialofana, fa rahefa lehibe ialofan' ny madinika. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 207]
4Voasinton' ireo fialofana tsy nisy mpanatabataba ireo ny voron-dranomasina dia tonga natory tao (Les oiseaux de mer, attirés par ces retraites paisibles, y venaient passer la nuit) [Rakotonaivo 1993]
Quotes  

2018/07/30