Entry fialamboly
Elementary words fiala ; voly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva [1.1]
Explanations in French Loisir [1.13]
Examples Ny kilalao anie sady natao ho fialamboly no natao hianaran-javatra koa. [2.445]

Updated on 2023/12/10