|
|
|
|

Entry1  fiakarana
Root  2  akatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana
Explanations in English  5  [1.7] an upward climb, ascent
Explanations in French  6  [1.3] Côte, montée, l'action de monter, de s'élever
7  [1.8] montée, ascension ; côte à monter
Examples  8  Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [2.499]
9  Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48]
Proverbs  10  Proverbs containing the word fiakarana

Anagrams  11  ary fanaka, fiakarana, ikafarana

Updated on 2023/01/20