Entry fiainginaingina (ainginaingina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba na toetran' ny zavatra na olona miainginaingina, izany hoe miteronterona, mipetraka amin' ny toerana avo [Rajemisa 1985]
French definition   L'état d'élévation [Abinal 1888]

2013/09/05