Entry | fiadidiana (adidy) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona itỳ faritany itỳ Andraikitra, fiandraiketana: An' ny ray aman-dreny ny fiadidiana ny zanany raha mbola kely [1.1] | |
Explanations in English | Responsibility, leadership, government [1.7] | |
Explanations in French | La responsabilité, le gouvernement [1.3] | |
Responsabilité, gouvernement [1.8] | ||
Updated on 2023/01/20 |