Entry fiadidiana (adidy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona itỳ faritany itỳ
¶ Andraikitra, fiandraiketana: An' ny ray aman-dreny ny fiadidiana ny zanany raha mbola kely [Rajemisa 1985]
English definition responsibility, leadership, government [Hallanger 1973]
French definition La responsabilité, le gouvernement [Abinal 1888]
 responsabilité, gouvernement [Hallanger 1974]

2013/09/08