|
|
|
|

Entry1  fiadiana
Root  2  ady
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fifanoherana
Fitaovana entina miady
Explanations in English  5  [1.7] the act of fighting; weapons
Explanations in French  6  [1.3] Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat)
Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions)
Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès.
7  [1.8] action de se battre; armes
Examples  8  Toa mitady fiadiana, hony, ianao? [2.471#]
9  Lefona ihany no fiadiana anananay. [2.472#]
10  Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana. [1.437#]
Article  11  Randzavola: fiadiana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12  fiadiana, ifadiana

Updated on 2023/01/20