|
|
|
|

Entry (1/2)1  fetra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay
4  Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id
5  Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1]
Explanations in English  6  an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2]
7  a limit [1.7]
Explanations in French  8  limite [1.8]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word fetra

Entry (2/2)20  fetra
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  zanaka, taranaka [Sihanaka] [1.78]
Morphology 
23  Simple :
24  Prefixed :

Anagrams  25  fatre, fetra

Updated on 2023/06/02